ROYAL BEACH HOTEL & SPA Nosy Be
Tongava miaina fotoana tsy manampaharoa any Nosy Be ao amin’ny toerampandraisambahiny Royal Beach kintana 4 manana efitrano fatoriana 72 raitra dia raitra, fikoloana vatana, fanaovana fanatanjahantena, fisakafoana, fivoriana, fanaovana lanonana, dobo filomanosana 2, sambo mandeha haingana fitondrana mpitsangatsangana, …