Slide background
Slide background
Slide background

Hotely Baobab Tree Mahajanga

Anoloan’ny Lakandranomasin’ny Mozambika, ny Hotely kintana 4 « La Piscine » dia tena tsara toerana satria amorondranomasina, no 5 minitra monja ny afovoantanana ary 500 m monja ny Baobab lehibe indrindra ao Mahajanga.
Havaozina ny Hotely La Piscine izay hanana efitrano fandraisam-bahiny 52 kanto indrindra ao amin’ny Faritry Boeny, tolotra sakafo mafilotra indrindra ao an-toerana, dobondranomasina filomanosana lehibe indrindra, toerana fikarakarana vatana sy fanaovana fanatanjahantena vaovao, botika na fivarotana asa-tanana vita malagasy voakaly tsara sady maro karazana, …

La Corniche, Boulevard Marcoz, Mahajanga 401
Tel. : +261 20 62 241 72 / +261 34 44 200 02 / 09 / 10
reservation@baobab-tree-hotel.mg 
www.baobab-tree-hotel.mg