ROYAL BEACH HOTEL & SPA Nosy Be
Ankafizo ny fotoana miavaka iainanao ao amin’ny Hotely lehibe kintana 4 Royal Beach ao Nosy Be izay manana efitrano fatoriana lafatra dia lafatra 72, fisakafoana raitra 2, fivoriana, fanaovana fampisehoana, beach club sy fanaovana fanatanjahantena anaty trano, toerana natokana ho an’ny ankizy, filalaovana tennis, balnéothérapie & spa, dobo filomanosana 2, Sambo fitondra mitsangatsangana 2, tsenan’asa tanana, …