Slide background
Slide background

Hotely HYPPOCAMPO Toliara

Tongava miaina fotoana tsy manam-paharoa ao amin’ny hotely Hyppocampo izay miatrika ny Lakandranomasin’ny Mozambika ka ahitana ny hakanton’ny ranomasina sy ny torapasika ary ny zava-maniry manodidina azy indrindra rehefa iny mody masoandro iny. Manana efitrano fatoriana mahafinaritra 8 sy lafatra 2, toeram-pisakafoana hazandranomasina matsiro, dobo filomanosana voahodidina zaridaina mahafinaritra, toeram-pivarotana zava-kanto na asa-tanana vita Malagasy isankarazany, toerana fikarakarana vatana (spa), moron-dranomasina azo ilomanosana, …
Efa miandry ampitsikiana izahay handray tsara sady vonona hanome fahafampo anareo mandritra ny fandalovanareo ao amin’ny trano fandraisam-bahiny Hyppocampo.

Hyppocampo Hotel
Avenue de France, Mahavatse II, Toliara, Madagascar
Tél.: +261 20 94 410 21/32 42 866 83
Fax: 00261 20 94 410 56
hyppocampo.tulear@gmail.com
www.hyppocampo.net