Slide background
Slide background
Slide background
Slide background
Slide background
Slide background
Slide background

CALYPSO Hotely & Spa Toamasina

Tongava miaina fotoana mahafinaritra ao amin’ny Hôtely Calypso kintana 4, trano fandraisam-bahiny malaza sy tsara kalitao amin’ny toerana milamina ao antampontananan’ny Toamasina sady akaiky ny seranantsambo. Efa vonona handray tsara anao izahay sy ny :
efitrano fatoriana na fandraisambahiny raitra dia raitra miisa 69,
toeram-pisakafoana manana ny lazany maneran-tany,
toerana fanalana hetaheta,
efitra fivoriana na fihaonambe,
dobo filomanosana anaty trano,
toerana fikarakaraba vatana,
efitrano fanaovana fantanjahantena,
– …

Rue Lieutenant Noël Ambodimanga, B.P 159
Tel. : +261 34 07 131 33 / +261 32 07 131 33
info@hotelcalypso.mg
reservation@hotelcalypso.mg
https://www.hotelcalypso.mg/