ENAC : Asa sosialy sy maha-olombelona

  • Nosy Be : Hotely Royal Beach

Manampy ny vondrom-piarahamonina
Fandraisana mpianatra asa avy amin’ireo sekoly fiofanana momba ny fandraisam-bahiny sy ny fizahan-tany
Fanamboarana toerana filalaovana baolina basikety misy jiro ho an’ny tanora
Fanatsarana lalana roa mankany amoron-dranomasina
Fametrahana mpampianatra milomana roa hanarahamaso ny fari-dranomasina filomanosana
Fananganana ekipa mpiaro sy mpitandro ny filaminan’ny manodidina izay notsongaina tao amin’ny fokontany
Fanorenana fantsakana sy lava-piringa fivoahana ao Dar Es Salaam

  • Toamasina : Conteneur Terminal Ambatovy (CTA)

Fanatsarana ny lalana mankany amin’ny seranan-tsambo

  • Mahajanga : Société d’Entreprises Multi-Services (SEMS)

Fitantanana ny fako : fanesorana ny fakon’ny  tsena eo anoloan’ny seranan-tsambo

  • Antsiranana : Compagnie Malgache De Manutention de Diego Suarez (CMDMD)

Manampy ny vondrom-piarahamonina
Fanampiana ara-pitaovana (fampindramana fiara lehibe sy fanaovana asa vaventy) rehefa misy rivo-doza sy ny tondra-drano
Fikarakarana fitsidihana orinasa hampianatra

  • Antananarivo : Tropical Wood

Fanampiana vondrom-piarahamonina
Fanamboarana sy fanomezana fandriana hazo ho an’ny toerana fitaizana zaza kamboty

Slide background
Slide background
Slide background