Iza moa izahay ?

  • Vondrona orinasam-pianakaviana niorina teto Madagasikara, nanomboka tamin’ny 1972
  • Niatomboka tamin’ny varotra koa lasa misahana asa isan-karazany mifameno
  • Hery : mpiara-miasa 2500 manerana an’i Madagasikara
  • Isan’ny mpandray anjara maventy amin’ny toe-karena manga

Tokinay

  • Manome ny mpanjifa asa tsara kalitao izay mifantoka amin’ny fiarovana sy fitandroana ny tontolo iainana
  • Mpiara-miombon’antoka azo ianteherana eo an-toerana ho an’ny tetikasa eto Madagasikara sy any amin’ireo firenena ao amin’ny Ranomasimbe Indianina
  • Vondrona manana traikefa maro amin’ny sehatra isan-karazany toy ny fampitaovana asa vaventy, lojistika, fitaterana, fibatana, fitahirizana entana, fitantanana toeram-piantsonana kaontenera sy entana isan-karazany, fanorenana na tao-trano, fitantanana trano fandraisam-bahiny, varotra, fanamboarana fanaka vita amin’ny hazo sy viraty
  • Fahaizamanao sy fitaovana ary fomba fiasa mivoatra hatrany

 

Ireo toerana iasanay