Slide background
Slide background
Slide background
Slide background
Slide background
Slide background

FANAKA HAZO

Vokatra vita amin’ny hazo avy eto Madagasikara:
– Varavarana, varavarankely, tolagna, …
– Gorodona, valin-tafo, tafo, …
– Fanaka isankarazany : latabatra, seza, armoara, talantalana, …
– Totohatra sy arofanina, lavarangana
– Andrin-trano, andrin-tafo, …
– Haingontrano: fitoerana sary, haingonjiro amin’ny rindrina na amin’ny tany na eny amin’ny tafo, …
– sy karazany maro samihafa

BP : 163 Maibahoaka Ivato Aéroport 101 Antananarivo, Madagascar
Tél. : +261 34 11 494 04 direction@tropicalwood.mg www.tropicalwood.mg