Slide background
Slide background
Slide background
Slide background
Slide background

LOJISTIKA

ao amin’ny seranan-tsambon’ny Mahajanga, Toliara sy Antsiranana

CMDMD Antsiranana
Mibata sy mitatitra entana insankarazany anaty kaontenera na tsia, …

DIEGO SHIPPING SERVICES (DSS)
Mpampanofa sambo, manome asa mpiasa an-dranomasina na tantsambo, miandraikitra ny fadintseranana (transit), …

SEMS Mahajanga & Toliara
Mibata sy mitatitra entana, manamory sambo, Mikojakoja sy manamboatra ny simba amin’ny sambo, …

Ny rafitra fitantanana ny SEMS Sarl (Société d’Entreprises Multi-Services Sarl) dia voatombana sy voamarina araka ny fenitra ISO 9001 : 2015 ho an’ny asa manaraka ireto: fakana na fanaterana sy fibatana ary fampiantsonana entana isankarazany sy kaontenera ao min’ny seranan-tsambon’ny Mahajanga ary fanofana fitaovana fitaterana sy fibatabatana.