Slide background
Slide background
Slide background
Slide background

FITATERANA ANDRANOMASINA

Manana sambo maro samihafa afaka mitatitra kaontenera, solika, fiara sy entana isan-karazany, olona, …
Ohatra : vatosokay sy arintany ary solifara 1.0m taonina ho an’ny tetikasa Ambatovy izay nentina sambo Supramax 63000MT

Ny rafitra fitantanana ny SEMS Sarl (Société d’Entreprises Multi-Services Sarl) dia voatombana sy voamarina araka ny fenitra ISO 9001 : 2015 ho an’ny asa manaraka ireto: fakana na fanaterana sy fibatana ary fiantsonana entana isankarazany sy kaontenera ao min’ny seranan-tsambon’ny Mahajanga ary fanofana fitaovana fitaterana sy fibatabatana.

Société d’Entreprise Multi-Services Sarl
Boulevard Moriceau BP 1244
401 Mahajanga, Madagasikara
+261 20 62 230 01
semsmga@moov.mg

Certification-ISO9001-2008