Slide background

Slide background

Description simple pour cette image, sur une ligne de phrase.

FITATERANA AN-TANETY

Ny Vondrona ENAC dia manana fiara miisa 450 eo : kamiô mpitondra solika, mpitondra kaontenera, mpitondra fiara lehibe, mpitondra vovoka na vato, sns

Naorina tamin’ny 1987, ny orinasa ENAC dia mpitatitra entana isan-karazany anaty kaontenera na tsia toy ny :
solika,
kaontenera,
fiara na fitaovana lehibe na be velarana,
entana maro samihafa tsy misy fonosana : simenintra, tanimanga, vato, sns.

Ny rafitra fitantanana’ny ENAC Sarl (Etablissements Nourdine Alibay & Cie Sarl) dia voajery sy voamarina fa manaraka ny fepetra takian’ny fenitra ISO 9001 : 2015 ho an’ny asa manaraka ireto : fitaterana, fitantanana toerampiantsonana kaontenera sy fampanofana fitaovana fitaterana sy fanaovana asa vaventy.

ENAC Transport
Lalana Nourdine SOUNDARDJEE
Antanivony Maibahoaka
BP 163, Ivato Aéroport
105, Antananarivo, Madagascar
+261 20 22445 27

certification-iso-transport-logistics-img1.